FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 18:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Miantso vonjy ireny nefa tsy misy mpamonjy,+

      Eny, miantso an’i Jehovah ireny nefa tsy valiany.+

  • Lioka 13:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Raha vao mitsangana hanidy varavarana mantsy ny tompon-trano, nefa amin’izay ianareo no manomboka mijoro ao ivelany sy mandondòna ao am-baravarana, ka manao hoe: ‘Mba vohay re izahay, tompoko ô!’,+ dia izao no havaliny anareo: ‘Tsy fantatro na avy aiza ianareo, na avy aiza.’+

  • Jakoba 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mangataka ianareo nefa tsy mahazo ihany, satria ratsy ny anton’ny fangatahanareo,+ dia ny handanianareo izany ho amin’ny fanirianareo fatratra fahafinaretan’ny nofo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara