Ohabolana 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Mitarika ho amin’ny fiainana ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ka hatory tsara+ ny olona toy izany, ary tsy hisy zava-dratsy hanelingelina azy.+ Isaia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ny tsy fivadihana mandritra ny fotoana voatondronao no harenan’ny famonjena.+ Fahendrena sy fahalalana+ ary tahotra an’i Jehovah+ no zava-tsarobidiny.
23 Mitarika ho amin’ny fiainana ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ka hatory tsara+ ny olona toy izany, ary tsy hisy zava-dratsy hanelingelina azy.+
6 Ny tsy fivadihana mandritra ny fotoana voatondronao no harenan’ny famonjena.+ Fahendrena sy fahalalana+ ary tahotra an’i Jehovah+ no zava-tsarobidiny.