FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 34:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+

      Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+

  • Salamo 145:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hotanterahiny ny fanirian’izay matahotra azy.+

      Hohenoiny izy ireo rehefa miantso vonjy, ka hovonjeny.+

  • Isaia 58:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miantso ianao, dia hamaly anao i Jehovah. Ary raha miantso vonjy ianao,+ dia hilaza izy hoe: ‘Intỳ aho!’

      “Raha tsy manisy zioga amin’olona intsony ianao,+ ary tsy manondrotondro intsony amin’ny rantsantananao,+ sady tsy milaza zava-dratsy,+

  • Jaona 9:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Fantatsika fa tsy mihaino ny mpanota Andriamanitra,+ fa izay matahotra azy sy manao ny sitrapony kosa no henoiny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara