FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jakoba 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa eo amin’izay mialona+ sy tia mifanditra, dia misy korontana mbamin’ny zava-dratsy rehetra+ koa.

  • Jakoba 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny fahendrena+ avy any ambony kosa dia madio+ aloha, ary avy eo tia fihavanana,+ mahay mandanjalanja,*+ vonona hankatò, be famindram-po sy be voka-tsoa,+ tsy manavakavaka na miangatra,+ ary tsy mihatsaravelatsihy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara