2 Samoela 15:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Anisan’ireo miray tetika+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida:+ “Jehovah ô,+ mba ovao ho hadalana re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+ Matio 26:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Tonga dia nanitsy teo amin’i Jesosy izy sady niteny hoe: “Manahoana, Raby ô!”+ Ary nanoroka+ azy izy.
31 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Anisan’ireo miray tetika+ amin’i Absaloma+ koa i Ahitofela.” Dia hoy i Davida:+ “Jehovah ô,+ mba ovao ho hadalana re ny torohevitr’i Ahitofela e!”+
49 Tonga dia nanitsy teo amin’i Jesosy izy sady niteny hoe: “Manahoana, Raby ô!”+ Ary nanoroka+ azy izy.