34 Dia niditra tao an-trano i Jeho ka nihinana sy nisotro, ary niteny hoe: “Mba karakarao ilay voaozona+ iny, ary aleveno izy fa zanakavavin’ny mpanjaka.”+
27 Farany dia nodimandry any amin’ny razany i Ahaza, ka nalevina tao an-tanàna tao Jerosalema, fa tsy nampidirina tao amin’ny fasan’ireo mpanjakan’ny Israely.+ Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.