Matio 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Noho izany, raha vao hitanareo mitsangana ao amin’ny toerana masina ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana,+ araka ny nampilazaina an’i Daniela mpaminany—aoka ny mpamaky handinika tsara—,
15 “Noho izany, raha vao hitanareo mitsangana ao amin’ny toerana masina ilay zava-maharikoriko+ mahatonga faharavana,+ araka ny nampilazaina an’i Daniela mpaminany—aoka ny mpamaky handinika tsara—,