FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy hiverina any an-tranony intsony izy,

      Ary tsy hahafantatra azy intsony ny toerana nisy azy.+

  • Salamo 109:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka ho eo anatrehan’i Jehovah foana izany.+

      Ary hofoanany tsy ho eto an-tany anie ny fahatsiarovana azy ireo!+

  • Mpitoriteny 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Samy tsy tsaroana mandritra ny fotoana tsy voafetra na ny hendry na ny adala.+ Amin’ny andro ho avy dia samy ho efa hadino tanteraka izy. Ary ahoana no hahafatesan’ny hendry? Toy ny ahafatesan’ny adala ihany.+

  • Isaia 26:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Maty izy ireo ka tsy ho velona intsony.+ Maty tsy mahefa na inona na inona+ izy ireo ka tsy ho tafatsangana intsony.+ Koa nandinika azy ireo ianao mba handringana azy sy hanafoana tanteraka ny fahatsiarovana azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara