FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nampionona azy foana ny zanany lahy rehetra sy ny zanany vavy rehetra,+ fa tsy nety nampiononina izy. Fa hoy izy:+ “Hidina amin’alahelo ho any amin-janako any amin’ny Fasana* aho!” Ary nitomany azy foana ny rainy.

  • 1 Mpanjaka 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa araka izay fahendrenao no ataovy,+ ka aza avela hidina amim-piadanana any amin’ny Fasana*+ ny volofotsiny.+

  • Isaia 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa nohalalahin’ny Fasana* ny toerany, ary nataony mitanatana izaitsizy ny vavany.+ Dia hivarina any+ izay mirenty ao an-tanàna sy ny vahoakany sy ny tabataban’ny olona ary izay mifaly.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara