Ohabolana 31:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela ô, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny manam-pahefana ny manao hoe: “Aiza ny toaka?”,+ Mpitoriteny 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary niezaka tamin’ny foko manontolo aho mba hahalala ny atao hoe fahendrena sy ny atao hoe hadalana,+ ka dia fantatro tsara ny atao hoe fahadalana.+ Izany koa anefa dia toy ny misambo-drivotra fotsiny.+ Efesianina 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary aza mba mamon-divay,+ fa mitarika ho amin’ny filibana+ izany. Fa aoka kosa ianareo ho feno fanahy masina+ hatrany,
4 Tsy mety amin’ny mpanjaka, ry Lemoela ô, eny, tsy mety amin’ny mpanjaka ny misotro divay, na amin’ny manam-pahefana ny manao hoe: “Aiza ny toaka?”,+
17 Ary niezaka tamin’ny foko manontolo aho mba hahalala ny atao hoe fahendrena sy ny atao hoe hadalana,+ ka dia fantatro tsara ny atao hoe fahadalana.+ Izany koa anefa dia toy ny misambo-drivotra fotsiny.+
18 Ary aza mba mamon-divay,+ fa mitarika ho amin’ny filibana+ izany. Fa aoka kosa ianareo ho feno fanahy masina+ hatrany,