FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izay mandeha tsy misy tsiny+ sy manao ny marina+

      Ary milaza ny marina ao am-pony.+

  • Mpitoriteny 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hoy aho anakampo:+ “Nanjary nanam-pahendrena be aho, mihoatra noho izay rehetra talohako teto Jerosalema,+ ary misy fahendrena sy fahalalana be koa ato am-poko.”+

  • Mpitoriteny 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy aho anakampo:+ “Samy hotsarain’Andriamanitra ny marina sy ny ratsy fanahy,+ satria misy fotoanany avy ny zava-drehetra sy ny asa rehetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara