FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tononkiran’i Solomona 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Mialà any Libanona+ ka avia hiaraka amiko, ry ilay ampakariko.+ Mialà any Libanona ka avia! Midìna avy eny an-tampon’i Amana, avy eny an-tampon’i Senira,+ eny, avy any Hermona,+ sy avy eny amin’ny lavaky ny liona, ary avy eny an-tendrombohitra fonenan’ny leopara.

  • Jaona 3:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izay manana ny ampakarina no mpampakatra.+ Na izany aza, dia faly be ny naman’ny mpampakatra rehefa mitsangana ka mandre ny feon’ny mpampakatra. Ary efa feno ankehitriny izany fifaliako izany.+

  • Apokalypsy 21:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary tonga ny iray tamin’ny anjely fito nanana ny vilia fito feno ny loza fito farany.+ Dia hoy izy tamiko: “Avia atỳ fa hasehoko anao ny ampakarina, vadin’ny Zanak’ondry.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara