Jeremia 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Rehefa tonga ny fiotazana, dia hataoko fongana izy ireo’, hoy i Jehovah.+ ‘Tsy hisy voa azo otazana eo amin’ny voaloboka,+ tsy hisy voa koa ny aviavy, ary halazo ny ravina. Ho lasan’olon-kafa ny zavatra nomeko azy ka handalo eo anilany.’” Joela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Voaroba ny saha,+ misaona ny tany,+ fa norobaina ny varimbazaha, sady ritra ny divay vaovao,+ ary nihalany ny menaka.+
13 “‘Rehefa tonga ny fiotazana, dia hataoko fongana izy ireo’, hoy i Jehovah.+ ‘Tsy hisy voa azo otazana eo amin’ny voaloboka,+ tsy hisy voa koa ny aviavy, ary halazo ny ravina. Ho lasan’olon-kafa ny zavatra nomeko azy ka handalo eo anilany.’”
10 Voaroba ny saha,+ misaona ny tany,+ fa norobaina ny varimbazaha, sady ritra ny divay vaovao,+ ary nihalany ny menaka.+