FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 36:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio.+ Hodioviko ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny zava-maharikoriko rehetra notompoinareo.+

  • Hosea 14:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Hiteny i Efraima hoe: ‘Hisy zavatra iombonako amin’ny sampy intsony angaha moa?’+

      “Izaho no hamaly sy hikarakara azy.+ Tahaka ny hazo zenevrie+ midoroboka aho, ka eo amiko no ahitana voankazo ho anao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara