FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 33:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy i Mosesy: “Mba ataovy mahita ny voninahitrao re aho e!”+

  • Salamo 97:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Manambara ny fahamarinany ny lanitra,+

      Ary mahita ny voninahiny ny firenena rehetra.+

  • Isaia 12:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hiteny toy izao koa ianareo amin’izany andro izany: “Misaora an’i Jehovah, rey olona!+ Miantsoa ny anarany.+ Ampahafantaro an’ireo firenena ny zavatra nataony.+ Ambarao fa misandratra ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara