FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 146:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Manokatra ny mason’ny jamba+ i Jehovah.

      Mampitraka ny mitanondrika i Jehovah.+

      Tia an’ireo olo-marina i Jehovah.+

  • Isaia 42:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hampandehaniko amin’ny lalana tsy fantany ny jamba,+ eny, lalana tsy fantany no handefasako azy.+ Hataoko mazava ny toerana maizina eo anoloan’izy ireo,+ ary hataoko mitovy tantana ny tany mikitoantoana.+ Izany no hataoko ho azy ireo, ary tsy hahafoy azy aho.”+

  • Matio 9:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa nahiratra ny mason’ireo. Nandrara azy mafy anefa i Jesosy hoe: “Tandremo sao misy mahafantatra izao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara