Isaia 55:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+ Titosy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+
11 dia ho toy izany ny teny aloaky ny vavako.+ Tsy hiverim-potsiny atỳ amiko ny teniko,+ fa hanatanteraka izay sitrako+ ary hahomby amin’izay andefasako azy.+
2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+