Salamo 65:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hatahotra an’ireo famantarana omenao ny mponina any amin’ny faritra lavitra indrindra.+Entaninao hihoby koa ny masoandro miposaka sy ny masoandro mody.+ Salamo 66:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Milazà amin’Andriamanitra hoe: “Mampahatahotra tokoa ny asanao!+Lehibe ny herinao, ka hanatona anao amin-tahotra ny fahavalonao.+ Salamo 67:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hitahy antsika tokoa Andriamanitra,+Ary hatahotra azy ny vazan-tany efatra.+
8 Hatahotra an’ireo famantarana omenao ny mponina any amin’ny faritra lavitra indrindra.+Entaninao hihoby koa ny masoandro miposaka sy ny masoandro mody.+
3 Milazà amin’Andriamanitra hoe: “Mampahatahotra tokoa ny asanao!+Lehibe ny herinao, ka hanatona anao amin-tahotra ny fahavalonao.+