Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+