Genesisy 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nitso-drano azy izy hoe: “Enga anie i Abrama hotahin’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+Mpanao ny lanitra sy ny tany!+ Salamo 102:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa hatramin’ny ela ianao no nametraka ny fototry ny tany,+Ary asan’ny tananao ny lanitra.+ Apokalypsy 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona+ mandrakizay mandrakizay,+ izay namorona ny lanitra mbamin’izay ao aminy sy ny tany+ mbamin’izay ao aminy ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy,+ ka nanao hoe: “Tsy hisy hataka andro+ intsony,
19 Koa nitso-drano azy izy hoe: “Enga anie i Abrama hotahin’ilay Andriamanitra Avo Indrindra,+Mpanao ny lanitra sy ny tany!+
6 Ary izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona+ mandrakizay mandrakizay,+ izay namorona ny lanitra mbamin’izay ao aminy sy ny tany+ mbamin’izay ao aminy ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy,+ ka nanao hoe: “Tsy hisy hataka andro+ intsony,