Eksodosy 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Natsipiny tao an-dranomasina ny kalesin’i Farao sy ny tafiny,+Ary nilentika tao amin’ny Ranomasina Mena ny kalazalahy tamin’ny miaramila mpiadiny.+ Joba 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny heriny no nentiny nampisamboaravoara ny ranomasina,+Ary ny fahiratan-tsainy no namotipotehany+ ny mpanafika.*+ Salamo 87:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hambarako ho isan’ireo mahalala ahy i Rahaba+ sy Babylona.+Hoy aho momba an’i Filistia+ sy Tyro ary Kosy:“Samy teraka tany Ziona ireo.”+ Salamo 89:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny olona novonoina.+Ny herin-tsandrinao no nanaparitahanao ny fahavalonao.+
4 Natsipiny tao an-dranomasina ny kalesin’i Farao sy ny tafiny,+Ary nilentika tao amin’ny Ranomasina Mena ny kalazalahy tamin’ny miaramila mpiadiny.+
12 Ny heriny no nentiny nampisamboaravoara ny ranomasina,+Ary ny fahiratan-tsainy no namotipotehany+ ny mpanafika.*+
4 Hambarako ho isan’ireo mahalala ahy i Rahaba+ sy Babylona.+Hoy aho momba an’i Filistia+ sy Tyro ary Kosy:“Samy teraka tany Ziona ireo.”+
10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny olona novonoina.+Ny herin-tsandrinao no nanaparitahanao ny fahavalonao.+