FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “Aorian’ireo roa amby enimpolo herinandro, dia hovonoina ny Mesia,+ ka tsy hanana na inona na inona intsony.+

      “Ary ny tanàna sy ny toerana masina+ dia horavan’ny tafiky ny mpitarika iray ho avy.+ Ary horavan’ny tondra-drano manafotra ilay toerana masina. Ary hisy ady mandra-pahatongan’ny farany. Araka ny didy navoaka, dia hisy faharavana.+

  • Matio 27:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ary niantsoantso mafy indray i Jesosy, dia tapitra ny ainy.+

  • Jaona 11:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 ary tsy ao an-tsainareo hoe tsara ho anareo raha olona iray no maty+ ho an’ny vahoaka, toy izay ny firenena iray manontolo no ho rava.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara