Salamo 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manaram-po amin’ny sakafo matavy ao an-tranonao izy,+Ary ataonao migoka fahafinaretana mikoriana toy ny rano.+ Salamo 63:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Afa-po amin’ny tsara indrindra aho, eny, afa-po amin’ny matavy,+Ary molotra feno fihobiana no ideran’ny vavako anao.+ Matio 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Naniraka mpanompo hafa indray izy,+ ka nilaza hoe: ‘Lazao amin’ireo nasaina hoe: “Efa voaomako ny sakafo antoandro,+ ary efa voavono ny ombiko sy ny biby nohataveziko, ka vonona ny zava-drehetra. Koa tongava atỳ amin’ny fanasambe.”’+
8 Manaram-po amin’ny sakafo matavy ao an-tranonao izy,+Ary ataonao migoka fahafinaretana mikoriana toy ny rano.+
5 Afa-po amin’ny tsara indrindra aho, eny, afa-po amin’ny matavy,+Ary molotra feno fihobiana no ideran’ny vavako anao.+
4 Naniraka mpanompo hafa indray izy,+ ka nilaza hoe: ‘Lazao amin’ireo nasaina hoe: “Efa voaomako ny sakafo antoandro,+ ary efa voavono ny ombiko sy ny biby nohataveziko, ka vonona ny zava-drehetra. Koa tongava atỳ amin’ny fanasambe.”’+