Ohabolana 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+ Jeremia 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Sasao ny fonao mba tsy hisy faharatsiana intsony, ry Jerosalema ô, mba ho voavonjy ianao.+ Mandra-pahoviana ianao no mbola hifikitra amin’ny hevi-diso?+ Jakoba 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny faniriana rehefa kolokoloina, dia miteraka fahotana,+ ary ny fahotana kosa rehefa tanterahina, dia miteraka fahafatesana.+
14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+
14 Sasao ny fonao mba tsy hisy faharatsiana intsony, ry Jerosalema ô, mba ho voavonjy ianao.+ Mandra-pahoviana ianao no mbola hifikitra amin’ny hevi-diso?+
15 Ary ny faniriana rehefa kolokoloina, dia miteraka fahotana,+ ary ny fahotana kosa rehefa tanterahina, dia miteraka fahafatesana.+