FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 42:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa nanampatra taminy ny fahatezerany sy ny fahavinirany ary ny herin’ny ady Izy.+ Nanodidina azy izany ka nandoro azy,+ nefa izy tsy niraharaha.+ Niredareda foana nandoro azy izany, nefa tsy nahoany.+

  • Isaia 57:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Maty ny olo-marina,+ nefa tsy misy miraharaha+ an’izany. Nangonina ho any amin’ny toeran’ny maty ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ nefa tsy misy mahafantatra akory hoe noho ny fisian’ny loza no nanangonana ny olo-marina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara