FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 83:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+

      No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+

  • Salamo 97:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin’ny tany manontolo.+

      Misandratra avo dia avo noho ny andriamanitra rehetra ianao.+

  • Salamo 138:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Na avo aza i Jehovah, dia mijery ny manetry tena,+

      Fa manalavitra ny olona manambony tena kosa izy.+

  • Isaia 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia+ Mpanjaka no nahitako an’i Jehovah+ nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana+ avo sy manerinerina. Ary nameno ny tempoly ny rebareban’akanjony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara