1 Mpanjaka 8:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 “Raha misy koa vahiny,+ izay tsy anisan’ny Israely olonao, nefa tonga avy any an-tany lavitra noho ny amin’ny anaranao,+ Salamo 72:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+Amena! Amena!
41 “Raha misy koa vahiny,+ izay tsy anisan’ny Israely olonao, nefa tonga avy any an-tany lavitra noho ny amin’ny anaranao,+
19 Hoderaina mandritra ny fotoana tsy voafetra anie ny anarany be voninahitra,+Ary aoka ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+Amena! Amena!