Salamo 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hampahafantarinao ahy ny lalan’ny fiainana.+Fifaliana tsy omby tratra no eo anatrehanao,+Ary fahafinaretana no eo ankavananao, mandrakizay.+ Isaia 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+
11 Hampahafantarinao ahy ny lalan’ny fiainana.+Fifaliana tsy omby tratra no eo anatrehanao,+Ary fahafinaretana no eo ankavananao, mandrakizay.+
10 Koa hiverina any Ziona amim-pihobiana+ ireo navotan’i Jehovah,+ ary hifaly mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo.+ Ho feno hafaliana sy haravoana izy ireo, ary handositra azy ny alahelo sy ny fisentoana.+