Isaia 60:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Topazo maso ny manodidina anao ka jereo! Nangonina daholo izy rehetra,+ ka tonga eo aminao.+ Tsy mitsahatra ny fahatongavan’ny zanakao lahy avy lavitra, ary toy izany koa ny zanakao vavy izay hokarakaraina sady hosakelehina.+
4 “Topazo maso ny manodidina anao ka jereo! Nangonina daholo izy rehetra,+ ka tonga eo aminao.+ Tsy mitsahatra ny fahatongavan’ny zanakao lahy avy lavitra, ary toy izany koa ny zanakao vavy izay hokarakaraina sady hosakelehina.+