8 “Mandrotsaha fahamarinana avy any ambony, ry lanitra!+ Aoka ny lanitra feno rahona hampikoriana fahamarinana.+ Aoka ny tany hisokatra, ka hamokatra famonjena sady hampitsimoka fahamarinana.+ Izaho Jehovah no namorona izany.”+
62Noho ny amin’i Ziona dia tsy hangina aho,+ ary noho ny amin’i Jerosalema+ dia tsy hipetra-potsiny aho, mandra-piposaky ny fahamarinany hoatran’ny hazavana,+ ary ny famonjena azy hoatran’ny fanilo mirehitra.+