Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+ Isaia 48:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina!+ Lazao amim-pihobiana sy ambarao+ hatrany amin’ny faran’ny tany+ hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+
3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+
20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina!+ Lazao amim-pihobiana sy ambarao+ hatrany amin’ny faran’ny tany+ hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+