Isaia 41:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Aza matahotra, ry Jakoba kankana,+ ry lehilahy israelita,+ fa hanampy anao aho”, hoy i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely. Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Isaia 54:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Fa Ilay Be Voninahitra Mpanao+ anao no vadinao sy tomponao.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Ary Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra+ anao. Hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+
14 “Aza matahotra, ry Jakoba kankana,+ ry lehilahy israelita,+ fa hanampy anao aho”, hoy i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely.
6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
5 “Fa Ilay Be Voninahitra Mpanao+ anao no vadinao sy tomponao.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Ary Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra+ anao. Hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+