Matio 13:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Koa tafintohina noho ny aminy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+
57 Koa tafintohina noho ny aminy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+