Genesisy 49:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Serfa manifinify i Naftaly.+ Manao teny kanto izy.+ Matio 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary rehefa niala tany Nazareta izy dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.+
13 Ary rehefa niala tany Nazareta izy dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly.+