Salamo 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hataonao mahatsapa fifaliana aho ato am-poko,+Dia fifaliana lehibe kokoa noho ny tamin’ny fotoana naha betsaka ny varimbazahany sy ny divainy vaovao.+ Salamo 126:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mivoaka mitondra masomboly eran’ny harona,+Eny, manao izany amin-dranomaso,+Dia tsy maintsy hody amim-pifaliana+Satria hitondra amboaram-bokatra.+
7 Hataonao mahatsapa fifaliana aho ato am-poko,+Dia fifaliana lehibe kokoa noho ny tamin’ny fotoana naha betsaka ny varimbazahany sy ny divainy vaovao.+
6 Izay mivoaka mitondra masomboly eran’ny harona,+Eny, manao izany amin-dranomaso,+Dia tsy maintsy hody amim-pifaliana+Satria hitondra amboaram-bokatra.+