Deoteronomia 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha miteraka sy manan-jafikely ianao ka efa ela ianareo no nipetraka teo amin’ilay tany, nefa mitady loza+ ka manao sary sokitra+ na bikabikan-javatra na inona na inona, ary manao ratsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao+ ka mampahatezitra azy,
25 “Raha miteraka sy manan-jafikely ianao ka efa ela ianareo no nipetraka teo amin’ilay tany, nefa mitady loza+ ka manao sary sokitra+ na bikabikan-javatra na inona na inona, ary manao ratsy eo imason’i Jehovah Andriamanitrao+ ka mampahatezitra azy,