4“Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+
8 Fa raha tsilo sy ahidratsy kosa no vokarin’izany tany izany, dia tsy misy ilana azy* ilay izy ary tsy ho ela dia hozonina,+ ka hodorana no hiafarany.+