23 Amin’izany andro izany, dia hisy lalambe+ avy any Ejipta mankany Asyria, ka ho tonga any Ejipta i Asyria, ary ho tonga any Asyria i Ejipta. Dia samy hanao fanompoana masina i Ejipta sy Asyria.
28 Ary izay tsy ripaky ny sabatra dia hiala eto Ejipta ka hiverina any Joda. Ho vitsy anefa izy ireo.+ Dia ho fantatry ny sisa rehetra amin’ny Joda, izay nandeha nivahiny atỳ Ejipta, hoe ny tenin’iza no marina: Ny teniko sa ny tenin’izy ireo.”’”+