FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 26:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hanasa tanana aho fa tsy manan-tsiny,+

      Ary handeha manodidina ny alitaranao aho, Jehovah ô,+

  • Jeremia 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sasao ny fonao mba tsy hisy faharatsiana intsony, ry Jerosalema ô, mba ho voavonjy ianao.+ Mandra-pahoviana ianao no mbola hifikitra amin’ny hevi-diso?+

  • Asan’ny Apostoly 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Koa inona no andrasanao? Mitsangàna, ary aoka hatao batisa+ ianao ka hiantso ny anarany mba ho voasasa+ ho afaka amin’ny fahotanao.’+

  • Apokalypsy 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa namaly azy avy hatrany aho hoe: “Ianao no mahalala, tompoko.” Ary hoy izy tamiko: “Ireo no avy tamin’ny fahoriana+ lehibe, ary ny akanjony nosasany sy nofotsiany+ tamin’ny ran’ny+ Zanak’ondry.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara