FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 60:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Hanatona ka hiankohoka eo anatrehanao ny zanak’ireo mpampahory anao,+ ary hihohoka eo an-tongotrao izay rehetra maniratsira anao.+ Dia hantsoin’izy ireo hoe tanànan’i Jehovah, Zionan’Ilay+ Masin’ny Israely, ianao.

  • Jeremia 49:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “‘Koa ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay hanaovako izao zavatra izao amin’i Raban’ny+ taranak’i Amona: Hataoko mandre fanairana+ izy satria hisy hanafika. Dia ho tanàna aolo izy, ka ho antontan-javatra rava sisa.+ Ary hodorana+ ireo tanàna miankina aminy.’+

      “‘Ho lasan’ny Israely ireo namabo azy’,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara