Jeremia 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Indrisy fa tapaka sy potika ilay marotoan’ny+ mpanefy, izay nanorotoro ny tany rehetra!+ Nanjary nigagan’ireo firenena i Babylona!+ Jeremia 51:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Koa izao no nolazain’i Jehovah: “Hiady ho anao eo amin’ny fitsarana aho,+ ka izaho mihitsy no hamaly izay nataony taminao.+ Hataoko ritra ny ranomasina ao aminy ary hataoko maina ny lavadranony.+
23 Indrisy fa tapaka sy potika ilay marotoan’ny+ mpanefy, izay nanorotoro ny tany rehetra!+ Nanjary nigagan’ireo firenena i Babylona!+
36 Koa izao no nolazain’i Jehovah: “Hiady ho anao eo amin’ny fitsarana aho,+ ka izaho mihitsy no hamaly izay nataony taminao.+ Hataoko ritra ny ranomasina ao aminy ary hataoko maina ny lavadranony.+