Salamo 45:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Andriamanitra no seza fiandriananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Tehim-pahitsiana ny tehim-panjakanao.+ Salamo 89:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao,+Ary mankeo anatrehanao ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+ Ohabolana 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hatsaram-panahy sy fahamarinana no miaro ny mpanjaka,+ ary hatsaram-panahy no mampaharitra ny seza fiandrianany.+
6 Andriamanitra no seza fiandriananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+Tehim-pahitsiana ny tehim-panjakanao.+
14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao,+Ary mankeo anatrehanao ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+
28 Hatsaram-panahy sy fahamarinana no miaro ny mpanjaka,+ ary hatsaram-panahy no mampaharitra ny seza fiandrianany.+