3 Ny omby mahalala tsara ny tompony, ary ny ampondra mahalala tsara ny fihinanam-bilona natokan’ny tompony ho azy. Ny Israely kosa anefa tsy mahalala+ ahy, ary ny oloko tsy misaina.”+
14 Nanomboka nanadino ny Mpanao+ azy ny Israely, ka nanorina tempoly maro.+ Ny Joda kosa nanao tanàna maro be nisy manda.+ Dia handefasako afo ireny tanànany ireny, ka holevonin’ny afo ny tilikambo fonenana isan-tanàna.”+