FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 12:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Raha sahy manao ratsy an-kitsirano kosa ianareo, dia ho ringana ianareo+ sy ny mpanjakanareo.”+

  • 1 Mpanjaka 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa raha tsy manaraka ahy+ intsony ianareo sy ny zanakareo, ka tsy mitandrina ny didy sy ny lalàna nomeko anareo, fa mandeha manompo andriamani-kafa+ sy miankohoka eo anatrehan’ireny,

  • 2 Tesalonianina 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hiharan’ny sazy vokatry ny didim-pitsarana ireo,+ dia fandringanana mandrakizay+ tsy ho eo anoloan’ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara