FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Homena ho an’ny firenen-kafa ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy,+ ka hipitrapitra ny masonao sady te hahita azy ireo foana, nefa tsy hahefa na inona na inona ny tananao.+

  • 2 Mpanjaka 25:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ny zanakalahin’i Zedekia dia novonoin’izy ireo teo imasony,+ ary ny mason’i Zedekia kosa nopotsiriny.+ Dia nofatorany tamin’ny gadra varahina+ izy, ka nentiny tany Babylona.+

  • Jeremia 29:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Ahaba zanak’i Kolaia sy momba an’i Zedekia zanak’i Mahaseia, izay samy maminany lainga amin’ny anarako:+ ‘Hatolotro eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona izy roa lahy, ka hovonoiny eo imasonareo.+

  • Jeremia 39:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Novonoin’ny+ mpanjakan’i Babylona tao Ribla teo imason’i Zedekia ireo zanany lahy.+ Novonoiny koa ny olona ambony rehetra tao Joda.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara