FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa izy kosa nandeha lalana indray andro tany an-tany efitra. Farany, dia tonga izy ka nipetraka teo ambany anjavidy iray.+ Ary nangataka ny ho faty izy,* ka nanao hoe: “Aoka izay! Esory amin’izay ny aiko,+ Jehovah ô, fa tsy tsara noho ny razako aho.”

  • Jona 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niainga ho any Tarsisy+ anefa i Jona, mba handositra tsy ho eo anatrehan’i Jehovah.+ Dia nidina tany Jopa+ izy, ary nahita sambo ho any Tarsisy. Koa nandoa ny saran-dalana izy ary niondrana niaraka tamin’izy ireo ho any Tarsisy, mba tsy ho eo anatrehan’i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara