Isaia 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 sy amin’ny sedera avo be mijoalajoala rehetra any Libanona,+ sy amin’ny hazo goavam-be rehetra any Basana,+ Ezekiela 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Nisy voromahery+ lehibe iray nanana elatra+ lehibe. Lava be ny volon’elany, ary rakotra volo samihafa loko izy. Tonga tany Libanona+ izy ka nalainy ny laingon’ny+ hazo sedera.+
13 sy amin’ny sedera avo be mijoalajoala rehetra any Libanona,+ sy amin’ny hazo goavam-be rehetra any Basana,+
3 ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Nisy voromahery+ lehibe iray nanana elatra+ lehibe. Lava be ny volon’elany, ary rakotra volo samihafa loko izy. Tonga tany Libanona+ izy ka nalainy ny laingon’ny+ hazo sedera.+