FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Joiakima,+ ary i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.

  • 1 Tantara 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary i Joiakima niteraka an’i Jekonia,+ ary i Jekonia niteraka an’i Zedekia.

  • Jeremia 22:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah, ‘dia izao no hataoko: Na peratra fanombohan-kase+ eto an-tanako ankavanana aza ianao, ry Konia+ zanak’i Joiakima,+ mpanjakan’ny Joda, dia hotsoahako hiala eo ianao!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara