FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Na ny olo-marina aza valiana etỳ an-tany,+ mainka fa ny ratsy fanahy sy ny mpanota!+

  • Jeremia 49:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Na tsy mpisotro amin’ny kaopiko aza izy ireo, dia tsy maintsy hisotro.+ Koa ianao indray ve no havela ho afa-maina tsy ho voasazy? Tsy havela ho afa-maina mihitsy ianao, satria tsy maintsy hisotro amin’ny kaopiko ianao.”+

  • Obadia 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa toy ny nisotroanareo teo amin’ny tendrombohitro masina, no hisotroan’ny firenena rehetra tsy an-kiato.+ Ary hisotro sy hanao teli-moka tokoa izy ireo, dia ho toy ny tsy nisy akory.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara