1 Mpanjaka 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy izy taminy: “Izaho koa mba mpaminany sahala aminao. Ary nisy anjely+ nilaza tamiko ny tenin’i Jehovah hoe: ‘Asaivo miverina miaraka aminao ho any an-tranonao izy mba hihinan-kanina sy hisotro rano.’” Namitaka azy anefa izy.+ 2 Tantara 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nanamboatra tandroka vy i Zedekia zanak’i Kenana,+ ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah:+ ‘Amin’ireto no hanotoanao ny Syrianina mandra-pandringanao azy tanteraka.’”+ Jeremia 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izao foana no lazainy amin’ireo tsy manaja ahy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hahita fiadanana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mandeha araka ny ditran’ny fony+ kosa ataony hoe: ‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+ Jeremia 29:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ‘maminany lainga aminareo amin’ny anarako izy, nefa tsy naniraka azy aho’,+ hoy i Jehovah.”’”
18 Dia hoy izy taminy: “Izaho koa mba mpaminany sahala aminao. Ary nisy anjely+ nilaza tamiko ny tenin’i Jehovah hoe: ‘Asaivo miverina miaraka aminao ho any an-tranonao izy mba hihinan-kanina sy hisotro rano.’” Namitaka azy anefa izy.+
10 Dia nanamboatra tandroka vy i Zedekia zanak’i Kenana,+ ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah:+ ‘Amin’ireto no hanotoanao ny Syrianina mandra-pandringanao azy tanteraka.’”+
17 Izao foana no lazainy amin’ireo tsy manaja ahy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hahita fiadanana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mandeha araka ny ditran’ny fony+ kosa ataony hoe: ‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+